Actualités

Novonoin’ny vadiny Nanjavona niaraka amin’ny zanany 9 volana i Rondro


  • Alakamisy 28 Mey 2015

Folo andro anio izao no tsy hita nanjavonana Randriamiarisoa Marie Jeanine na i Rondro araka ny ahafantaran’ny maro azy. Mpivarotra ao amin’ny «stationnement» Tsiroanomandidy no asa fivelomany.

 

 Nentiny niaraka aminy ny zanany menavava, vavikely vao sivy volana. Mipenimpenina mitady azy ny ray aman-dreniny sy ny havany raha vao nandre fa tsy hita i Rondro mianaka. Nanao fikarohana hatraiza hatraiza izy ireo fa niala maina hatreto. Manao antso amin’ny tsara sitrapo izay manam-baovao mikasika azy mianaka ireto ny fianakaviany, mba hiantso ny laharana 0334693101 na 0330706572 na 0324767821. Nanamafy ny fianakaviany fa salama saina tsara i Rondro, fa saingy mijaly ampanam-badiana ary iharan’ny herisetra ataom-badiny matetika. Ambonin’akanjo miloko manga, akanjo anatiny miloko fotsy ary zipo mena no nanaovany farany.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT