Actualités

Vehivavy Malagasy Miketrika ny ho avy ao anatin’ny fampandrosoana maharitra


  • Alakamisy 28 Mey 2015

Nankatoavin’ny filankevitry ny Vaomieran’ny Ranomasina Indianina tamin’ny taona 2009 tany Moroni ny politika sy paikadim-paritry ny Miralenta izay miompana amin’ny tsangan-kevitra 4 lehibe.

 

Anisan’izany ny fiantohana ny andraikitry ny vehivavy ao amin’ny fampandrosoana maharitra sy ny fiahiana ara-tsakafo. Fitaovana hanatratrarana ny tanjon’ny COI amin’izany ny Vovonana nasionaly vehivavy fampandrosoana maharitra sy ny fiahiana ara-tsakafo isaky ny firenena nosy mpikambana. Nijoro ny taona 2013 izy io ho antsika eto Madagasikara raha tafapetraka tamin’ny taona 2014 kosa ny Vovonana rejionaly iarahan’ireo firenena 5 eto anivon’ny Oseana Indianina. Nanangonan-kevitra teny amin’ny hotely Colbert mikasika ny ho avin’izy ireo ao anatin’ny fampandrosoana maharitra indrindra moa ny Vovonana nasionaly vehivavy fampandrosoana maharitra sy ny fiahiana ara-tsakafo malagasy.

Ramano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT