• Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Famokarana herinaratra amin’ny alalan’ny masoandro 10 tapitrisa Euros isan-taona no tadiavina

Mbola misy amin’ireo faritra sasany eto an-drenivohitra amin’izao no miaina matetika anaty fahatapahan-jiro na ny delestazy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Tahirim-bola iraisam-pirenena Nametraka fepetra hafa indray

Ny fiandohan’ny herinandro teo dia nihaona tamin’ny Jeneraly Jean Ravelonarivo, praiminisitra lehiben’ny governemanta ny solontena maharitry ny tahirim-bola iraisam-pirenena eto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.MAHAJANGA Miakatra isam-pokontany ny fako

Ny fokontany lavitra fanariam-pako no tena ahitana fako misavovona na dia efa miezaka hatrany ny mpiasan’ny kaominina maka ireo fako ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Tetikasa Velontegna Nahazo tohana ara-bola avy amin’ny Alemana

Nanohanana ara-bola mitentina 2 494 000 euros, vola tsy averina, ny Care Madagascar ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Fanonganana ny filoha Hivoaka amin’ity herinandro ity ny didim-pitsarana

Liana ary nandray andraikitra ireo mpikambana ao amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana omaly nandritra ny fihainoana ireo mpisolovava ny Solombavambahoaka sy ny an’ny Filoham-pirenena. Andrasana noho izany ny didim-pitsarana. Araka ny fantatra dia hivoaka amin’ity herinandro ity ihany ny didim-pitsaran’ny HCC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2015
Actualités.Mpiasan’ny fananan-tany Hiverina hitokona ny zoma izao

Hiverina hitokona indray manomboka ny zoma 5 jona 2015 izao ireo mpiasan’ny fananantany manerana ny nosy, araka ny tapaky ny birao iombonan’ireo sendikan’ny «inspecteurs, contrôleurs ary assistants rédacteurs des domaines».

Hamaky ny tohiny
FTT