Nanohanana ara-bola mitentina 2 494 000 euros, vola tsy averina, ny Care Madagascar ny
governementa alemana ho an’ny tetikasa Velontegna, izay tanterahina ny 01 Jona ka hatramin’ny 31 Mey 2018. Io tetikasa io dia hanatsara ny fitandremana ara-tsakafo sy ara-pahasalamana olona 85 000 na tokatrano 17 000 ao Toamasina II sy Brickaville. Io tetikasa io dia hifarombonan’ny Care miara-miasa amin’ny SAF Fjkm ary miampy fampiofanana tantsaha.
RHR
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.