• Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Faritra Alaotra Mangoro sy ny Departemanta Illes et Villaine 10 Taona niarahana niasa

Nitondra fivoarana teo anivon’ny tontolo Ambanivohitra ny fiaraha-miasan’ny Faritra Alaotra Mangoro sy ny Departemanta Illes et Villaine.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.HCC Feno fisalasalana

anontaniana mipetraka amin’ny maro ny hoe : oviana ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) no hamoaka ny didy momba ny fitoriana napetraky ny solombavambahoaka ? Fantatra tokoa manko fa taorian’ny fametrahan’ny Solombavambahoaka ilay fitoriana ny Filoham-pirenena dia nametraka ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Jazz Tohatohabato andininy faha 5 Tolotra 5 no homena ny mpanjifa mandritra ny 5 andro

Feno 5 taona ny nanatanterahana ny hetsika Jazz amin’ny Tohatohabato teto Antananarivo ka nahatsapana fa fahombiazana hatrany no hita tamin’ireo andiany 4 teo aloha izay nahavoriana olona 3 000 isaky ny andiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Ramatoa 45 taona Naolana lehilahy mamon-drongony sady novonoiny

Tato anatin’ny herinandro, mirongatra ny lafiny tsy fandriampahalemana ao amin’ny fokontany Tsimenatse I-Ouest Toliara. Ramatoa iray 45 taona no naolana lehilahy iray 35 taona mamon-drongony tao an-tranony, ny alin’ny alatsinainy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Mifaninana manadio ny tanànany ny isam-pokontany

Mba ho fitandroana ny fahasalamam-bahoaka, indrindra fa ireo voasokajy ho marefo dia mikarakara fifaninanana manadio tanàna ho an’ny isam-pokontany ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Voakasik’izany avokoa ny fokontany 192 manerana ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.FIKAMBANANA CROIX ROUGE MALAGASY Fianakaviana mihoatra ny 5.000 isa no tohanany nandritra ny rivodoza

Fianakaviana mihoatra ny 5.000 isa no noraisin’ny fikambanana croix rouge an-tanana sy notohanany nandritra ny rivodoza farany teo teto amintsika toy ny teto amin’ny Faritra Analamanga, Atsimo Atsinanana ary Manakara.

Hamaky ny tohiny
FTT