• Alatsinainy 08 Jona 2015
Actualités.“Chômage technique” ao Ambatovy Mpiasa 2 sahady no namono tena

Ranomaso, alahelo, fahatezerana, fahasosorana no nanamarika ny tontolon’ny andron’Ambatovy ny zoma teo, tamin’ny fivoahan’ireo lisitry ny mpiasa tafiditra tao anatin’ilay fidiran’ny orinasa amin’ny “chômage technique”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Actualités.BLACK NADIA Nampiesona ireo mpankafy azy tao Mahajanga

Tamin’ny ora farany tokony hanombohan’ny fampisehoana nataon’i Black Nadia tao Mahajanga ny faran’ny herinandro teo dia tsy tonga ity mpanakanto miangaly gadona “coupé décalé” ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Actualités.Fokontany Mandalotsimaka Ambohijanaka Namboarina ny lalana

Anisan'ny kaominina misedra olana amin'ny haratsian'ny lalana ny kaominina Ambohijanaka ao anatin'ny distrikan'Antananarivo Atsimondrano. Saika ireo tantsaha mpamokatra ao aminy avokoa anefa no mamatsy legioma

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2015
Actualités.Mpianatra ho zandary mamo nitondro scooter Nandona kamiao, vaky loha sy potika tarehy

Nisetrasetra mafy tamin’ny soavalivy nentiny ka tsy nahatana ny familiana intsony. Mpianatra ho zandary iray 25 taona, mamo nitondra moto scooter tsy nisy jiro ary tsy nanao aroloha no nifatratra tamina kamiao iray nijanona teo amoron-dalana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2015
Actualités.Orinasa Ambatovy Miroso amin’ny “chômage technique”

Miroso amin’ny « chômage technique » ny orinasa Ambatovy, araka ny fanambarana efa navoakan’ny orinasa ho an’ireo mpiasa any Moramanga sy Toamasina noho ny fitotongan’ny vidin’ny nikela eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ka nahatonga ny fihenana hatrany amin’ny 70%-n’ny vidiny raha mihoatra ny taona nanorenana ny orinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2015
Actualités.Orinasa TIKO Efa vonona hiasa …

Efa vonona hiasa ny Orinasa Tiko raha ny nambaran’i Marc Ravalomanana tany Antsirabe omaly. Nambarany fa hatramin’izao dia tsy mbola nomena alalana hatrany izy ireo kanefa efa vonona.

Hamaky ny tohiny
FTT