• Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Fahasalamana Mitombo isa ny olona voan’ny SIDA eto Madagasikara

Mahatratra efatra amin’ireo olona 250 ka hatramin’ny 300 isa isam-bolana tonga manao fitiliana ny aretina SIDA etsy amin’ny Centre de Santé Integre BMH Isotry no fantatra fa mitondra ny otrik’aretina VIH/SIDA eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Fanafihana « boutique vive la vie » Efa-dahy nosamborina natao famotorana

Mitohy hatrany ny fikarohana ataon’ny mpitandro ny filaminana mikasika ireo jiolahy nanafika ny tranombarotra « vive la vie » talata hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Fitazonana fitaovam-piadiana Eo am-pamolavolana ny lalàna vaovao ny fitondram-panjakana

Eo am-pamolavolana ny lalàna mifehy ny fitazonana ireny karazana fitaovam-piadiana ireny ny fitondram-panjakana amin’izao, araka ny fanazavan’ny minisitry ny Atitany Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Zazavavy 2 tsy ampy taona nanaraka lehilahy Tsy hita nandritra ny 10 andro

Raha ny toy izao no mitohy dia potika tanteraka ny hoavin’ny ankizivavy izay lasa kely veta. Ankizivavy roa tsy ampy taona (14 sy 15 taona) izay mbola mpianatra no nanjavona tsy hita popoka ary tsy nody tany an-tranon’ny ray aman-dreniny nandritra ny 10 andro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Actualités.Tek Chuan Do Fiofanana « combat libre » mandritra ny iray volana

Hikarakara fiofanana nasionaly amin’ny « combat libre » mandritra ny iray volana ny haiady Tek Chuan Do izay noforonina teratany malagasy, Andrianaivo Thaina le Jeet, ary tafajoro ara-panjakana ny taona 2003.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2015
Actualités.Jeneraly Florens Rakotomahanina « Tsy hiala izany aho »

Nijery ny zava-misy teny amin’ny foiben’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana teny Ambohidahy sy ny manodidina azy omaly ny jeneraly Florens Rakotomahanina lehiben’ny Emmo reg.

Hamaky ny tohiny
FTT