Actualités

Fitazonana fitaovam-piadiana Eo am-pamolavolana ny lalŕna vaovao ny fitondram-panjakana


  • Zoma 12 Jona 2015

Eo am-pamolavolana ny lalŕna mifehy ny fitazonana ireny karazana fitaovam-piadiana ireny ny fitondram-panjakana amin’izao, araka ny fanazavan’ny minisitry ny Atitany Solonandrasana Olivier.

 


 

Tohin’ilay raharaha mandrara ny fitazonana basy izany, fepetra tsy maintsy noraisina noho ny fiparitahan’ny fitaovam-piadiana eto amintsika. Alefa eo anivon’ny Antenimieram-pirenena izany ary havadika ho lalàna manankery amin’izay hampiharina eto amin’ny tany sy ny firenena. Mikasika an-dRamatoa Lanto Rakotomanga manokana solombavambahoaka dia nambarany fa miankina amin’ny fanadihadiana hatao aminy ihany ny mety ho tohin’ny raharaha, indrindra fa ny fandefasana azy any ivelany na tsia.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • LalĂ na mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT