• Zoma 19 Jona 2015
Actualités.Famonoana an’i Lola Nitory an-dramatoa vadiny ilay Frantsay rain-jaza

Miandry ny fitsarana azy ao Ambalatavoahangy ilay tovolahy sakaizan’ilay ramatoa manambady frantsay ary niteraka an’i Lola, zazavavy kely 7 taona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2015
Actualités.Tantaran’ny fahaleovantenan’i Madagasikara Voarakitra anaty boky sy kapila mamiratra

Ho tapaka ny fifamoivoizana manodidina ny Araben’ny fahaleovantena manomboka anio 19 jona izay fotoana hisantarana ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara amin’ity taona 2015 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Actualités.Sempotra ny Air Madagascar Terena hiverina miasa ireo mpigrevy ?

Mbola nikatso tanteraka indray ny teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly. Tsy nisy sidina na dia iray aza afaka nandeha noho ny fahamafisan’ny fitokonana tarihan’ny sendikan’ny mpiasa. Namoaka fanambarana fialan-tsiny mihitsy omaly hariva ny mpitantana ny kaompania Air Madagascar noho ny fikorontanana sy ny fahasorenana naterak’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Actualités.Fanabeazana aizana ho an’ny tanora Hiara-kiasa ny Marie Stops Madagascar sy ny fanjakana

ary ny Marie Stopes Madagascar ho fanentanana sy fanampiana ireo tanora mba tsy hiroso amin’ny fanambadiana aloha loatra. Ampiana sy entanina koa izy ireo mba hahay hisoroka ny vohoka aloha loatra izay tsy maintsy hisy fiantraikany eo amin’ny toe-batan’izy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Actualités.Iray volan'ny Ramadamy Hanomboka anio na rahampitso

Hotanterahina manomboka anio alakamisy 18 Jona na rahampitso zoma 20 Jona ny iray volan'ny Ramadany ho an'ireo mpino Silamo eto amintsika. Miankina amin'ny tsinam-bolana izy io, hoy i Cheik Rijaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Actualités.Mahatsinjo Station Alaotra Zazalahy matin’ny herinaratry ny Jirama

Tampoka sy tsy nisy nanampo ny fisehon’ny loza. Raha nilalao baolina toy ny fanaony isaky ny antoandro amin’ny 12 ora ireto ankizy tao an-tanàna dia lasa tany amin’ny lobolobo na mololo ny baolina

Hamaky ny tohiny
FTT