- Alatsinainy 22 Jona 2015
Actualités.Hazo manamorona ny farihin’Anosy Nahitana lehilahy maty nihantona
Nahitana lehilahy iray manodidina ny 41 taona eo maty teny Anosy ny sabotsy maraina lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora
Hamaky ny tohinyNahitana lehilahy iray manodidina ny 41 taona eo maty teny Anosy ny sabotsy maraina lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora
Hamaky ny tohinyManjaka ny asan-dahalo any amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana, hoy Atoa Esoakele, lefitry ny ben’ny tanànan’ny kaominina Itampolo, nitafa tamin’ny mpanao gazety, ny sabotsy teo tany Toliara.
Hamaky ny tohinyTena misy ny daroka « bois rond » raha ny fitantaran’ity zazalahy 19 taona mpianatra taona voalohany eny amin’ny Oniversiten’Ankatso ity. Monina eny Mahitsy Ambohimanambola saingy kaominin’Alasora ny tenany ary andeha haka Taksibe maraina ny alatsinainy 15 jona teo fa hiatrika fanadinana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ho fiarovana ireo harem-bakoka eto amintsika, dia nahazo famatsiam-bola mitentina 1 miliara sy 488 tapitrisa Ar avy tamin’ny firenena Japoney isika, fanampiana efa nangatahina tamin’ny herintaona, hoy ny minisitry ny kolontsaina sy ny asa tanana, Brigitte Rasamoely, omaly
Hamaky ny tohiny