• Alatsinainy 29 Jona 2015
Actualités.Vidin-tsolika Niakatra mangingina ny sabotsy lasa teo

Nisondrotra ny sabotsy alina teo ny vidin-tsolika teto amintsika. Lasa 3150Ar ny litatry ny gazoala raha 2 950 Ar izany teo aloha, izany hoe nitombo 200Ar

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2015
Actualités.Fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro Hanao ezaka hahazoan’ny rehetra herinaratra

Fanoitra amin’ny fampandrosoana ny fananan’ny mpiara-belona herinaratra. Mahatsapa izany ny fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro ka nifanome tanana tamin’ny orinasa BTC amin’ny famolavolana tetikasa iray hahafahan’ny vahoaka rehetra ao anatin’ny faritra Alaotra Mangoro manjifa herinaratra amin’ny vidiny mirary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2015
Actualités.Tetikasa fifindra-monina eny Soaniedanana Hanohana ny Israelianina

Resy lahatra tanteraka amin'ilay tetikasa fifindra-monina tontosain'ny fikambanana HAFARI Malagasy ny sehatra iraisam-pirenena. Samy niaiky ny maha zava-dehibe azy io hahafahana miady sy manohitra ny fahantrana avokoa ireo masoivoho avy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2015
Actualités.Andriamasimanana Auréline Mahatsiaro ny any Ambato toy ny isan-taona

Noho izao fahatongavan’ny fetin’ny fahaleovantena izao dia mahatsiaro manana andraikitra sy adidy manoloana ny mpiray tanindrazana amin’ny tena izahay, hoy ny depiote Andriamasimanana Auréline

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2015
Actualités.Manizingizina ny DG COM Orinasa efa tsy misy intsony ny MBS

Nanamafy omaly, araka ny resaka nifanaovana taminy, ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny serasera Atoa Guy Laurent Ramanankamonjy fa orinasa efa tsy misy intsony ny MBS.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2015
Actualités.Fanakorontanana saim-bahoaka ? Mirongatra ny fanjavonan’olona Antsirabe

Mirongatra indray ny fanjavonan’olona ao Antsirabe. Saika isan’andro dia ahenoana filazana olona very ny onja-peo any an-toerana. Ny manaitra ny saina dia ny fanamarihana fa saika olona salama saina ireo manjavona ireo ary ny tovolahy sy tovovavy ary ny olon-dehibe

Hamaky ny tohiny
FTT