• Alakamisy 02 Jolay 2015
Actualités.Andoharanofotsy Hita taratra ireo asa fampandrosoana

Nahitana fiovana lehibe tokoa ny kaominina ambanivohitra Andoharanofotsy hatramin’ny taona 2008

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2015
Actualités.Fakiolten’ny Siansa-Oniversite Ankatso Nahazo efitrano fitehirizana ny voka-pikarohana

Nahazo efitrano fitehirizana ny voka-pikarohana hataon'ny mpianatra ny departemantan'ny paleontolojia sy ny antropolojia biolojika eo anivon'ny fakiolten'ny siansa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2015
Actualités.FIER Mada andiany faha-17 Hanomboka amin’ny 5 aogositra

Hotanterahina ny 05 ka hatramin'ny 09 Aogositra ho avy izao etsy amin'ny kianja mitafon'i Mahamasina ilay hetsika ara-toekarena Fier Mada andiany faha-17, karakarain'ny fikambanana Fier Mada.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2015
Actualités.“U.S. Naval Forces Europe Band” Mandalo eto Madagasikara

Mandalo eto Madagasikara ny “U.S. Naval Forces Europe Band” izay mpitsoka mozikan’ny tafika an-dranomasina amerikanina hanafana ny lanonana hanamarihana ny faha-239 taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia. Sambany izy ireo tamin’ity taona ity no mandalo eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2015
Actualités.Dada Rakoto “Mahavelona tsara ny Hiragasy”

Mbola tena mahavelona tsara ny fiangaliana Hiragasy raha amin’izao vaninandro misy antsika izao, hoy I Dada Rakoto mpitarika ny tropy Rafarasimanga Berthine avy any Ambohimandroso nohafarana mpikarakara lanonana tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena farany teo teny Ambivihy eny amin’ny kaominin’i Soavina Atsimondrano

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Actualités.FIZAHANTANY Lasa faritra mitoka-monina i Mahajanga

Azo sokajiana ho faritra mitoka-monina ny faritra Boeny eo amin’ny sehatra ny fizahantany eto Madagasikara ny amin’ny fitokonan’ny mpiasan’ny Air Madagascar manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT