• Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Kaominin’i BETAFO Nodimandry ny PDS vaovao

Namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy Rakotonirina Alain Michel, filohan’ny delegasiona manokan’ny kaominina Betafo, Faritra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Mpampianatra FRAM - Vohipeno Manao tohivakana ny fitakiam-bola

Tsy mbola tonga any am-pelatanan'ireo mpampianatra FRAM miisa 478 manerana ny fari-piadidiam-pampianaran'i Vohipeno hatramin'ny omaly ny karaman'izy ireo tao anatin'ny telo volana izay tokony haloan'ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Saran-dalana eto an-drenivohitra Hiakatra 750 Ar amin’ny alarobia ?

Mety hiakatra 750 Ar hanomboka amin’ny alarobia ny saran-dalana eto an-drenivohitra raha toa ka tsy misy ny fanapahan-kevitra raisin’ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.Rà nandriaka tany Mahajanga Efa-dahy matin’ny scooter

Nandriaka ny ra ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy tokony ho tamin’ny telo ora maraina teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2015
Actualités.TANORA TIM BOENY Vonona hanampy ny kandida ao Mahajanga

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fotoana ny fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana ireo kandida mpilatsaka hofidiana rehetra manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2015
Actualités.Tany malalaka Bagdad Sendra ny nahay azy ilay polisy misatroka mavo

Nikorontana vao maraina ny fifamoivoizana teny amin’ny tany malalaka Bagdad omaly nanomboka tamin’ny 8 ora.

Hamaky ny tohiny
FTT