• Alatsinainy 20 Jolay 2015
Actualités.Mpitondra Malagasy Mpanosihosy ny zo sendikaly

Nitory ny fanjakana Malagasy tany amin’ny Birao iraisam-pirenena misahana ny asa ny fivondronamben’ny federasion’ny fikambanana sendikaly eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Actualités.Mpiasa Malagasy Voan’ny SIDA avokoa

Hita eto Madagasikara avokoa ny harena ambonin’ny tany, ankibon’ny tany na harena an-dranomasina nefa mahantra fadiranovana ny mponina ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Actualités.Mpampianatra nivahiny an-tranon’olona Nanolana ankizivavy 6 taona

Simba tanteraka ilay zaza Taorian’ny fizahana nataon’ny dokotera dia hita fa simba tanteraka ilay zaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jolay 2015
Actualités.FAHADIOVANA SY FANADIOVANA Fokontany 32 no nifaninana tamin’ny asa fanadiovan-tanana tao amin’ny Boriborintany faha-efatra

Fokontany miisa 32 tao amin’ny Boriborintany faha-efatra no nifaninana tamin’ny asa fanadiovana ny faritra misy azy tato anatin’ny iray volana mahery izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2015
Actualités.Fanadinana BAC ho foana Tsy raharahan’ny fanjakana

Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka momba ny fampiharana ireo didim-panjakana efa nekena tamin’ny 2009

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2015
Actualités.Air Madagascar Novàna solotenan’ny mpiasa ny mpitantana iray

Miroso tsikelikely ny famerenana amin’ny laoniny ny orinasa Air Madagascar.Nisy ny fifampidinihina teo amin’ny filan-kevim-pitantanan’ny orinasa (CA) sy ny mpiasa ka tapaka tamin’io fihaonana io fa nosoloina solotenan’ny mpiasa ny iray tamin’ireo tale efatra misahana vonjy maika ny fitantanana ny orinasa.

Hamaky ny tohiny
FTT