- Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Antananarivo sy ny manodidina Tapaka tampoka ny herinaratra omaly atoandro
Tahaka ny tany Toamasina sy Antsirabe dia tapaka tampoka ny herinaratra teto Antananarivo renivohitra sy ireo faritra manodidina azy omaly alahady teo anelanelan’ny tamin’ny 12 ora ka hatramin’ny tamin’ny 1 ora sy sasany atoandro.
Hamaky ny tohiny