• Talata 28 Jolay 2015
Actualités.Fifandonana tamin’ny dahalo Saofera iray maty voatifitra, zandary telo sy polisy iray naratra mafy

Saoferan’ny distrika nitondra mpitandro filaminana nanara-dia malaso avy nangalatra omby miisa 400, ny harivan’ny sabotsy teo, tamina tanàna iray any amin’ny Distrikan’Ankazoabo Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Actualités.Loza amin’ny moto Tapa-tongotra ilay tovovavy mpiadina bakalôrea

Tovovavy iray 17 taona ao amian’ny kilasy famaranana no tapa-tongotra nianjera tamin’ny môtô nentiny izay nodomina fiara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Actualités.Taona fotsy eny Ankatso Hanao hetsika fampitandremana ireo mpianatra

Hiditra an-tsehatra tanteraka amin’ny fitakian’ny mpampianatra mpikaroka ny mpianatra eny Ankatso raha sanatria ka tena tsy hisy ny vahaolan atolotry ny fanjakana amin’ny famahana ny olan’ny sendikan’ny mpamianatra mpikaroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Fifidianana kaominaly Hanao fanambarana ny minisitra Ramanantsoa Benjamina

Haneho ny heviny mikasika ny fifidianana kaominaly eto Antananarivo renivohitra ny minisitra Ramanantsoa Ramarcel Benjamina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.ANTSIRABE Delestazy omaly tontolo andro

Nataon'ny Delestazy nahita indray Antsirabe iray vohitra ny alahady 26 jolay lasa teo. Tsy fantatra mazava ny anton'ny fahatapahana fa tombanan'ny maro ho tany amin'ny 1

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jolay 2015
Actualités.Didim-poitra faobe Voatetin’Ambalambahoaka ny Boriborintany 6

Voatetin’ny fikambanana Ambalambahoaka nanatanterahana asa soa didim-poitra faobe ny Boriborintany 6 teto Antananarivo-Renivohitra tamin’izao ririnina izao ka ny tao amin’ny Boriborintany

Hamaky ny tohiny
FTT