- Alatsinainy 03 Aogositra 2015
Actualités.Fahazotoan’ny olona mifidy Mitaky ny fahamatoran’ireo mpanao politika
Sahiko ny milaza dieny izao, hoy Atoa Faneva Raholdina mpandalina ny raharaham-pirenena malagasy, fa mbola hidina ambany be noho ny hita tamin’ny 31 jolay teo ny tahan’ny mpifidy malagasy amin’ny taona 2018 hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena manaraka.
Hamaky ny tohiny