• Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Tokantrano roa voatafika 1 naratra voatifitra, 5 voakasi-tanana, 2 hetsy voaroba

Tokantrano iray tao Fiadanana-Antsirabe no notafihin’ny jiolahy mirongo basy ny alin’ny alakamisy 06 aogositra teo. Mbola teo am-pisakafoanana ny tao an-trano no tong any jiolahy, tokony ho tamin’ny 7 ora latsaka fahefany hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Tovovavy vao vita mariazy Tratram-badiny nifanoroka tamin’ny bandy

Tovovavy iray 20 taona, vao vita mariazy iray volana teo no tratram-badiny nandeha hiasa nampiaraka sy nifanoroka ary nifamihina be tamin’ny sipany, tsy lavitra trano fandraisam-bahiny sy fisakafoanana lehibe iray ao Toliara, omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Tritriva - Antsirabe Mpivarotra roa voaroba ana hetsiny maro

Mpivarotra roa lehibe ao Tritriva no nisy nanafika ny alin’ny alakamisy hifoha ny zoma tamin’ny telo ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Zaza nilalao Miady amin’ny fahafatesana nianjeran’ny «parpin»

Maro ny loza mitranga eny anivon’ny fiarahamonina amin’izao fotoam-pialantsasatry ny mpianatra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.Alalahana ny volamena, halalahana ny basy Ho zava-doza !

Fanapahan-kevitra roa goavana no noraisin’ny fitondrana Rajaonarimampianina tamin’ity herinandro ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aogositra 2015
Actualités.Raharaha “Bekasy” Hipaingotra ny HVM ve ny Bianco ?

Raharaha mbola mitana ny sain’ny maro ilay resaka andramena mamofompofona kolikoly ka nisamboran’ny Bianco an’i Bekasy sy nitazonana azy teny Ambohibao.

Hamaky ny tohiny
FTT