• Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Fitokonana eny Ankatso Eo an-tampon’ny samy reraka

Nifamotoana teny Ankatso ireo mpampianatra mpikaroka sy ireo mpianatra omaly nanatanteraka ny “sit-in” izay fanehoana ny tsy fankasitsahana ny tsy firaharahain’ny minisiteran’ny Fampianarana Ambony ny olana araka ny filazan’ireo mpianatra ao amin’ny sampana fitantanana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.TAPATAPANY: Fanabeazana ho an’ny rehetra

Manatanteraka varavarana misokatra etsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely nanomboka omaly ireo mpisehatra rehetra momba ny fanabeazana, hetsika hiarahana amin’ny CONAMEPT.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.TAPATAPANY: Nitombo 247 isa indray

Mpampivelona sy infirmiera 47 miandahy, nianatra nandritra ny telo taona taorian’ny nahazoany ny mari-pahaizana bakalôrea.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.TAPATAPANY: Mandena Tolagnaro

Lanonana roa sosona no notanterahina tao Mandena Tolagnaro omaly zoma. Ny voalohany dia fitokanana ny trano vaovao hiasan'ny COGEMA (Komity mpitantana ny alan'i Mandena).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Famotsorana takalonaina Zandary iray maty voatifitra, izay hafa naratra

Nafana ny fifandonana teo amin’ny zandary nanampy ny Fokonolona sy ny dahalo nanara-dia omby very sy hanavotra takalonaina teo am-pelatanan’ny dahalo tany Antsalova.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Actualités.Mpitsabo malaza ao Itaosy Nosamborin’ny zandary tao Antsirabe

Nitangoronan’ny olona tao Antsirabe ary notondroin’izy ireo ho mpisoloky ny mpitsabo malaza iray eto an-drenivohitra raha tonga hanao ny asany tao Antsirabe. Nanao dokambarotra sy nandray olona tao amin’ny hotely iray izy ary nandray olona nanomboka ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT