- Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Actualités.Beloha Androy Vehivavy bevohoka maty nofirain’ny dahalo famaky
Nitrangana fanafihan-dahalo nahery vaika indray tany amin’ny Distrikan’i Beloha, faritra Androy, ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNitrangana fanafihan-dahalo nahery vaika indray tany amin’ny Distrikan’i Beloha, faritra Androy, ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyRaharaha isan’ny nisarika sain’ny mponina tao Antsirabe ny faran’ny herinandro teo ny savorovoro nitranga nanoloana hotely iray nandraisana mpitsabo malaza avy aty an-drenivohitra marary maro mila fitsaboana taminy araka ny notaterina teto tamin’ilay lahatsoratra hoe «Mpitsabo malaza ao Itaosy : Nosamborin’ny zandary»
Hamaky ny tohinyNanomboka nangotraka ny tao Barikadimy ny zoma faran’ny tolakandro sy ny alina teo, taorian’ny fivoriana nataon’ireo mpianatra tao ny tolakandro nentin’izy ireo nandinihina ny tokony hatao amin’ny tsy famahan’ny fanjakana ny olan’ny SECES
Hamaky ny tohinyAfaka tamin’ny fanamby nataony ny minisitera izay nilaza fa hanatsara ny filaharana miohatra amin’ny Lalaon’ny Nosy teo aloha no tanjona
Hamaky ny tohinyNanapa-kevitra ny mpianatry ny onioversite ao Barikadimy Toamasina, taorian’ny fivorian’izy ireo omaly, fa raha tsy misy valiny hatramin’ny alatsinainy izao ny fitakian’ireo mpampianatra SECES mahatonga ny tsy fihodinan’ny fampianarana izao dia hitokona ihany koa izy ireo hitaky ny zony hianatra amin’ny fanjakana.
Hamaky ny tohinyNosafidian’ny fanjakana hanombohana ny hetsika nasionaly hamongorana ny aretina mamany lava mpahazo ny vehivavy i Sambava. Nitarika izany tany an-toerana Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina, vadin’ny filoham-pirenena, sady nanao fanentanana mba tsy hirosoan’ny tovovavy hanambady aloha loatra, fa hitozo amin’ny fianarana. Toa rano natondraka andamosin-gisa, tsy nisy mpihaino izy raha ny zava-mitranga ao an-tanàna, satria dia mirongatra ny filan-dratsy.
Hamaky ny tohiny