• Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Actualités.Tapatapany

Sahin’ny praiminisitra Jean Ravelonarivo no nilaza fa manaporofo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Actualités.VIVA Fianarantsoa Nisy namotika ny fitaovany

Potika tsy nisy noraisina ny fitaovan’ny VIVA Fianarantsoa, haino aman-jerin’ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Actualités.Mitombo ny olona voan’ny SIDA Misy « séropositifs » 79 any Atsimo Andrefana

Tsy mitsaha-mitombo ireo olona mitondra ny otrikaretina VIH/SIDA eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Actualités.Fanadinana BEPC Cisco 4 any amin’ny faritra no efa nahazoana vokatra

Hivoaka amin’ity herinandro ity avokoa ny voka-panadinana BEPC manerana ny Nosy raha araka ny fanazavan’Andriamampandry Todisoa, tale jeneraly eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Actualités.Fampianarana ambaratonga ambony Mahatsiaro voa mafy ny mpianatra

Raha ny resaka manodidina ny bakalorea sy ny mety hisian’ny tsy fanatanterahana azy no nitondran’ireo ray aman-dreny vitsivitsy ny heviny teto tamin’ny farany, anio kosa dia ny manodidina ny fampianarana eny amin’ny Oniversite eny Ankatso no hitondran’ny mpianatra sy ny ray aman-dreniny fitarainana etoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Actualités.HVM Toamasina “Tokony samy hahay hiandry ny didim-pitsarana ny rehetra”

Nisaotra ireo mpifidy sy ny vahoakan’i Toamasina namita ny adidiny tamin’ny fifidianana ny kandidan’ny Hery Vaovaon’i Madagasikara Toamasina,

Hamaky ny tohiny
FTT