Sahin’ny praiminisitra Jean Ravelonarivo no nilaza fa manaporofo
ny fananan’ny fanjakana vola iny fahavitan’ny fifidianana iny. Tsy mbola fotoanan’ny fanovana mambran’ny governemanta izao, hoy izy. Ho an’ny resaka « budget recapitulatif » indray dia « Wait and See » ny amin’iny, hoy izy.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.