Nisaotra ireo mpifidy sy ny vahoakan’i Toamasina namita ny adidiny tamin’ny fifidianana ny kandidan’ny Hery Vaovaon’i Madagasikara Toamasina,
ary nilaza fa tokony hahay hiandry ny valim-pifidianana ofisialy avoakan’ny fitsarana ny ady amin’ny fanjakana nomen’ny lalàna fahefana hitsarana iny fifidianana iny ny rehetra. Ho an’izay mahita ny tsy mety kosa dia efa milaza ny lalàna, fa manana zo hitory eny anivon’ny fitsarana miaraka amin’ny porofo milaza ny zavatra hitany sy hosoka ambara fa nitranga izy ireo. Tany tan-dalàna isika ka tokony samy hanaja izany, hoy ihany izy ireo, satria tsy mendrika ho an’ny firenentsika intsony ny korontana ary tokony hifanome tanana ny rehetra amin’ny fanarenana azy.
Rakoutou
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.