• Alarobia 12 Aogositra 2015
Actualités.Zava-doza Hihemotra ny Bacc ?

Mba ho fitsinjovana ireo mpianatra eny amin’ny oniversite dia nandroso hevitra ny hanemorana ny fidirana eny Ankatso amin’ny volana oktobra 2015 ireo mpianatra avy ao amin’ny sampana fitantanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2015
Actualités.ENS Ampefiloha Miakatr’afo ny mpianatra

Nivoaka ny faritra ny sekoly ny mpianatry ny ENS Ampefiloha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2015
Actualités.Mpiasan’ny INSTAT Hitokona koa fa tsy voaloa karama

Hafanafana etsy Anosy anio. Hitokona ny mpiasan’ny Ivontoeram-pirenena misahana ny antontanisa na INSTAT manomboka anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2015
Actualités.Md Misely - Amparibe Karana iray nisy nibata, niesona ny mpiambina azy

Nisy naka an-keriny teny Amparibe ny karana lahy mizaka ny zom-pirenena frantsay, fantatra amin’ny anarana Rafik Jafaraly

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2015
Actualités.Olan-tanin’ny FISEMARE Hiakatra fitsarana anio maraina indray

Nampahafantarin’ny firohotana Afo Sendikaly tetsy Behoririka foibe toeran’ny Sekrima omaly fa hiakatra fitsarana eny Anosy anio indray ny raharaha tranon’ny sendika FISEMARE

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2015
Actualités.Dr Rakotoniasy Jean Raymond Tsy mivaky fa mitriatra ireo sendika samihafa ao amin’ny Jirama

Raha mba nampiakatra ambonimbony kokoa ny lazan’ny sendika malagasy tao ho ao ny fahombiazana azon’ny sendika teo anivon’ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar

Hamaky ny tohiny
FTT