Actualités

ENS Ampefiloha Miakatr’afo ny mpianatra


  • Alarobia 12 Aogositra 2015

Nivoaka ny faritra ny sekoly ny mpianatry ny ENS Ampefiloha omaly.

 

 Tezitra ireo mpianatra fa manao be marenina tsy mihaino azy ireo ny fanjakana amin’ny hamahana ny olan’ny SECES mba hiverenan’ireto farany mampianatra, ahafahan’ny mpianatra mamita ny taom-pianarana. Nandoro kodiarana teo amin’ny arabe izy ireo omaly maraina ho fanehoana izany, hetsika izay niteraka fikorontanan’ny fifamoivoizana teny an-toerana. Niditra an-tsehatra ny Emmo-Reg nanala ny sakana namerenana amin’ny laoniny ny fifamoivoizana sady nanao izay hiverenan’ireo mpanao fihetsiketsehana tao amin’ny faritry ny sekoly.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT