Actualités

Olan-tanin’ny FISEMARE Hiakatra fitsarana anio maraina indray


  • Alarobia 12 Aogositra 2015

Nampahafantarin’ny firohotana Afo Sendikaly tetsy Behoririka foibe toeran’ny Sekrima omaly fa hiakatra fitsarana eny Anosy anio indray ny raharaha tranon’ny sendika FISEMARE

 

Ankadifotsy noho izy saika narodan’ny olona milaza ho tompon’ny tany iorenany. Nitsivalananay sy ny teny amin’ny manodidina moa, hoy Atoa Razanajatovo Prosper filohan’ny sendika SVS ankehitriny ary “Chef de département International du syndicat Fisemare tamin’ny fotoanandrony, satria trano itoeran’ny fifanarahana iraisam-pirenena io foibe toeran’ny FISEMARE io noho ny fisian’ny fandraisan’anjaran’ny sendika avy any Alemaina sy Rosia tamin’ny fananganana azy. Mahagaga, hoy izy, fa rehefa natsangana ny trano dia tsy nisy ny nanakana izany na nitonona ho tompon’ny tany fa ny fantatra dia hoe an’ny kaominina izy io ary mbola natrehan’ny mpitondra tamin’izany aza ny fitokanana an’io trano io rehefa vita ka ankehitriny vao misy manambara fa hoe tompon’ny tany tampoka eo.

Ragasy : Manahirana ho’aho ity resa-tany bodoin’ny mpanam-bola ity eto amintsika e !

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT