- Alarobia 19 Aogositra 2015
Actualités.Minisiteran’ny rano Tapaka jiro nanomboka omaly
Tsy nisomonga ny farimbon-tsendikalin’ny mpiasan’ny Jirama tarihan’i Oliva Andrianalimanana fa niroso avy hatrany tamin’ny fanapahana ny jiron’ny minisiteran’ny rano etsy Ambohijatovo omaly tolakandro rehefa tapitra ilay fe-potoana 72 ora nomeny.
Hamaky ny tohiny