• Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Ady amin’ny mahadomelina Manana ny heviny ireo olon-tsotra

Manoloana ny resaka ady atao eto amintsika amin’ny fidorohana zava-mahadomelina dia manana ny heviny ireo olon-tsotra sendra niresadresaka tamin’ny Tia Tanindrazana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.“Afaka CEPE aho ka manomana sahady ny BEPC” Boky vaovao hanampy ny mpianatra

Mba hahafahana manampy ireo mpianatra eto amintsika, indrindra fa ireo vao afa-panadinana CEPE dia namoaka boky vaovao amin’ny fiteny malagasy Rakotomalala Minoson, profesora tompon-toerana ao amin’ny fakiolten’ny siansa eny amin’ny anjerimanontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Fanadinana bakalorea Mpianatra 5 tratra nanao hosoka tany Toliara

Nitombo isa ny mpiadina mpaka tahaka lava maso sy faingan-tanana nahazo fampitandremana. Mpianatra dimy no tratra nanao hosoka nandritra ny fanadinana bakalorea tany Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Fanafihana mitam-basy tao Antsirabe Voasambotra ireo jiolahy

Saron’ny mpitandro ny filaminana avy tao amin’ny zandarimaria ny ampahan’ireo mpanafika mitam-basy tao Vakinankaratra tato ho ato. Mbola tratra teny amin’izy ireo ny basy calibre 12 efa namboarina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Mahamasina Mpangarom-paosy maro tratra ambodiomby

Mpangarom-paosy 4 be izao no indray tratran’ny polisin’ny Boriborintany faha-5 tetsy Mahamasina tamin’ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Tovovavy 19 taona Tsy nahavita Bacc fa nahazo zaza

Faly sahirana ity tovovavy iray 19 taona mpiadina nanala fanadinana bakalorea tao Toliara, afak’omaly maraina. Nahazo zanaka (teraka) nefa ny fanadinana tsy maintsy najanona.

Hamaky ny tohiny
FTT