Actualités

Ady amin’ny mahadomelina Manana ny heviny ireo olon-tsotra


  • Sabotsy 22 Aogositra 2015

Manoloana ny resaka ady atao eto amintsika amin’ny fidorohana zava-mahadomelina dia manana ny heviny ireo olon-tsotra sendra niresadresaka tamin’ny Tia Tanindrazana omaly.

 


Mamy mpivarokena etsy Ambohijatovo :

“Ny tenako moa ankoatra ny maha mpivarokena ahy dia tanora mpiangaly ny haiady Taekwondo ihany koa. Tsy manendry na dia ny sigara aza ny tenako ka manentana ny tanora namako aho mba tsy hirona amin’ny fidorohana mahadomelina izany na inona na inona karazany fa mba hiandany amin’ny fanaovana sparo kosa araka izay taranja tiany. Io no heveriko fa hanampy ny tanora tsy halaim-panahy amin’ireny zava-dratsy ireny, indrindra amin’izao fotoan’ny fialan-tsasatra izao. Efa manao izay ho afany ireo tompon’andraikitra misahana izany saingy ny olombelona moa be siasia ka maro ireo minia manao be marenina tsotra izao, indrindra ireo tanora tena iantefan’ny resaka. Amiko, dia mbola haveriko indray fa ny fanaovana fanatanjahantena no hitako fa fanafody tsy hironana amin’io zava-doza io”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT