• Alatsinainy 24 Aogositra 2015
Actualités.ACSA Ambohidahy

Voasambotra ilay mpamaky fiara, tsy tratra ilay mpangalatra scooter Tsy mifidy toerana mihitsy !

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2015
Actualités.Kitra – Tompondakan’i Madagasikara Fantatra ireo ekipa 12 hiatrika ny fihodinana faharoa

Nifarana ny alahdy teo, tamina tanana efatra, ny fihodinana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Ankatso Tsy mandry eritreritra ny mpianatra

Nitohy omaly ny hetsika mangina ataon’ny andiana mpianatra eny Ankatso. Fanerena an-kolaka ireo mpampianatra ao amin’ny Seces hanohy ny fampianarana izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Hopitaliben'i Toamasina Afa-bela amin’ny fiankinan-doha amin’ny famatsiana ôksizena

Afa-pahasahirana namanomboka izao ny Hopitaliben'i Toamasina, raha nahazo milina mpihary ôksizena (Générateur d'Oxygène) lehibe iray avy amin'ny Rotary Club.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.Fiompiana osy sy ondry Horaisin’ny Sinoa an-tanana

Mahatsikaiky ny zava-mitranga any atsimo. Ny Sinoa indray no handray an-tanana ny fampiroboroboana osy sy ondry.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Actualités.RN7 – Ambatolampy Nitsilany tao anaty rano ilay Mazda

Niala 4x4 dia nitsoraka avy eny ambony tetezana ary lasa tany anaty rano ilay minibus Mazda, mpitatitra olona amin’iny faritr’i Vakinankaratra iny.

Hamaky ny tohiny
FTT