Actualités

ACSA Ambohidahy


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2015

Voasambotra ilay mpamaky fiara, tsy tratra ilay mpangalatra scooter Tsy mifidy toerana mihitsy !

 

Tranga roa no niseho ny faran’ny herinandro teo nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja tenisy tetsy amin’ny ACSA Ambohidahy. Ny sabotsy dia efa nisy scooter nanjavona tao anatin’ny fefy eo amin’ny fiantsaonan’ny fiara, scooter izay an’ny iray amin’ireo mpiasan’ny orinasa Live nampita mivantana ny fifaninanana. Ny alahady hariva indray efa maizimazina iny, satria taraiky hariva be ny fifaninanana vao vita, tokony tamin’ny 6 ora sy sasany dia nisy saika hanapitsoka ny fiara tao ivelany satria efa tsy omby intsony tao anatin’ny fiantsonana anatiny. Voasambotra io lehilahy saika hamaky fiara io ary efa voadaroka nivoa-dra mandrampiandry ny mpitandr filaminana.

Rasanda Serge


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT