Actualités

Kitra – Tompondakan’i Madagasikara Fantatra ireo ekipa 12 hiatrika ny fihodinana faharoa


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2015

Nifarana ny alahdy teo, tamina tanana efatra, ny fihodinana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara

 

. Marihina fa ireo ekipa telo voalohany isaky ny vondrona no nahazo io tapakilan’ny dingana manaraka io. Tafita tany mahajanga tao amin’ny vondrona A ny CNAPS SPORT Itasy, FC JOEL SAVA, ASCUM Boeny.  Ny AJESAIA Bongolava, TANA FC Analamanga, FC COUSIN Amoron'i Mania kosa ny tao amin’ny vondrona B tany Miarinarivo. Ny FCE Atsinanana, IFC Analamanga, HZAM 3FB Alaotra Mangoro tany Toamasina ho an’ny vondrona C ary ny AS COMATO Ihosy, FC PRESCOI Matsiatra ambony, 3FB Toliara Atsimo Andrefana tao amin’ny vondrona D tany Ihosy. Ny 11-20 septambra moa no hanaovana ny fihodinana faharoa.

Rasanda Serge

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT