Actualités

Ankatso Tsy mandry eritreritra ny mpianatra


  • Sabotsy 22 Aogositra 2015

Nitohy omaly ny hetsika mangina ataon’ny andiana mpianatra eny Ankatso. Fanerena an-kolaka ireo mpampianatra ao amin’ny Seces hanohy ny fampianarana izy ity.

Mivoaka tsikelikely ny resaka fa tsy mandry ny sain’ireo mpianatra taorian’ny fanambarana nataon’ireo sendikalista Seces sasany milaza fa tsy nisy fifanarahana tamin’ny minisiteran’ny fampianarana ambony izany, ka manahy izy ireo sao hiitatra mankany amin’ny taona fotsy ity toe-draharaha eny amin’ny anjerimanontolo ity.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT