Actualités

Hopitaliben'i Toamasina Afa-bela amin’ny fiankinan-doha amin’ny famatsiana ôksizena


  • Sabotsy 22 Aogositra 2015

Afa-pahasahirana namanomboka izao ny Hopitaliben'i Toamasina, raha nahazo milina mpihary ôksizena (Générateur d'Oxygčne) lehibe iray avy amin'ny Rotary Club.

Mitentim-bidy 130 000 dolara ity milina vaovao mpamokatra rivotra fameloman'aina ity. Fitaovana arifomba afaka mamokatra ôksizena telo metatra tora-telo isan'ora (3m3) izany hoe afaka hamatsy tanteraka ny hopitaliben'i Toamasina amin'ny alalan'ny ôksizena manomboka izao ka tsy hanafarana any ivelan'ny faritany intsony, ary dia mazava ho azy fa manala fahasahiranana tanteraka ankehitriny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT