• Talata 25 Aogositra 2015
Actualités.Soavimasoandro: Karana iray nisy naka an-keriny indray

Vao ny zoma teo no navotsitr’ireo naka azy an-keriny ilay teratany karana tompon’ny tranombarotra Conforama dia nandeha be indray ny resaka fa nisy teratany karana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2015
Actualités.Administratera sivily eto Madagasikara Marary ka mila vahaolana

Noho ny fahatsapan’ireo administratera sivily maro fa tena marary ka mila tsaboina haingana ny antokon-draharaha misy azy ireo izay iray amin’ireo antsoina hoe “Grands Corps de l’Etat Malagasy”,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2015
Actualités.Fanondranana olona an-tsokosoko Malagasy roa voasambotra atsy Mayotte

Ny eo tratra, ny hafa misisika hatrany ! Tsy hay tohaina ny firongatry ny mpitsoa-ponenana miondrana an-tsokosoko mankatsy Mayotte

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2015
Actualités.Tia tena loatra

Manomboka hafahafa ny toe-draharaham-pirenena, toa niverina indray ny resaka baomba vita malagasy anaty harona sachet,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2015
Actualités.Symbion Power sy JIRAMA

Hanatsara ny kalitaon’ny tolotra ho an’ny mpanjifa Nahatratra 61 pejy ilay fifanarahana ara-barotra eo amin’ny Symbion Power LLC sy ny JIrama mahakasika indrindra ny fividianan’ny Jirama ny herinaratra vokarin’ity orinasa Amerikanina ity ao Mandroseza. 40 MW ny herinaratra

Hamaky ny tohiny
FTT