• Alakamisy 27 Aogositra 2015
Actualités.Ady fa tsy andrankandrana

Mampihoron-koditra ny zava-nitranga tany Ankazoabo atsimo satria dia nataon’ny dahalo vono moka ny miaramila, tsy vao izao no nisy zavatra tahaka izany fa efa hatramin’ny tetezamita nampalaza an-dRemenabila sy ny malaso ekipany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2015
Actualités.Ankazoabo Atsimo Miaramila 9 matin’ny dahalo, 11 naratra mafy

Omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 ora, tao Andabo 10 km miala ny tanànan’ Ankazoabo Atsimo, dia raikitra ny fifandonana teo amin’ny mpitandro ny filaminana sy ireo dahalo 85 lahy nirongo basy mahery vaika ny sasany, avy nangalatra omby zato mahery tao amin’ny tanànan’ Andabo, afak’omaly alina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2015
Actualités.Frantsa

Hanao fitsidihana ofisialy any Frantsa ny praiminisitra Jean Ravelonarivo ny 30 aogositra ka hatramin’ny 6 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2015
Actualités.FANDREFESAN-TANY Mbola vitsy ireo tena matihanina amin’izany eto amintsika

Mbola tena vitsy ireo matihanina amin’ny fandrefesan-tany eto amintsika. Lesoka goavana mahatonga ny ankamaroan’ny olona hanaotao foana izany, antony nikarakaran’ny fivondronan’ny mpianatra miofana ho mpandrefy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2015
Actualités.Mahatsinjo Miaramila nampijaly sivily tamin’ny fomba feno habibiana

Izany Guantanamo izany no tsy hay, fa dia nizaka ny mafy tokoa i Debon sy Dodo, mponina any Mahatsinjo Fokontany Ambalakondro, Kaominina Maromitety distrikan'i Vavatenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2015
Actualités.Famatsiam-bolan’i Madagasikara Amin’ny faran’ny taona vao hodinihana

Manomboka hita taratra ny tsy fifankahazoana eo anivon’ny samy mpitondra mpanatanteraka.

Hamaky ny tohiny
FTT