• Alatsinainy 31 Aogositra 2015
Actualités.Tsy mihaino intsony ny mpitondra ankehitriny Hikarakara fihaonambe ny TVMA

Tsy mihaino ny fikambanana intsony izay mijanona ho mpanolo-kevitra ny mpitondra ankehitriny, hoy ny fikambanana Tambajotran’ny Vahoaka mandray andraikitra tarihin'ny filoham-boninahiny Rakotomalala Désiré.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2015
Actualités.Ny ankizy sy ny fialantsasatra

Samy manana ny heviny ireo ray aman-dreny Fandre matetika rehefa andro fialantsasatry ny mpianatra tahaka izao ny amin’ny filazan’ny ray aman-dreny maro hoe : “manata-bava ireo kilonga madinika rehefa tsy mianatra”, ao koa anefa ireo sahy manambara fa tena manala fahasahiranan azy ireo ny fijanonan’ny zanany ao an-tokantrano amin’ny andro vakansy. Araho ny hevitra ny sasantsany tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana teny amin’ny tsena iray teto Andrenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2015
Actualités.Doro tanety Mampihemotra ny orana manasara-taona

Hanomboka rahampitso talata voalohan’ny volana septambra ny lohataona. Mifarana miaraka amin’ny faran’ny volana aogositra anio kosa ny toetr’andro mangatsiaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2015
Actualités.Tovovavy mamo tampona Niharan’ny fanolanana tambabe

Tovovavy iray mamo tampona niaraka nanala azy vita « bacc » tamin’ny namany no voalaza fa niharan’ny fanolanana tambabe ny alin’ny zoma teo, tany Toliara, ka tsy nikilaoty nandeha nody.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.Mpangalatra omby manerana ny nosy Alefa eny Tsiafahy na atao sesin-tany

Izahay dia efa nampiaka-peo teto Tsimbazaza fa tokony hofoanana ireo Labatora famonoana omby natsangan’ny Sinoa any Toliara sy etsy Vontovorona, hoy ny depiote Randrianandraina Théophile avy any Benenitra fa ireo no mahatonga ny firogatry ny halatra omby any Atsimo any.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aogositra 2015
Actualités.Ankazoabo

Nitarika ny delegasionan’ny governemanta nankahery ny fianakavian’ireo miaramila matin’ny dahalo sy ireo naratra nandritra ny fifandonana tamin’ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
FTT