Nitarika ny delegasionan’ny governemanta nankahery ny fianakavian’ireo miaramila matin’ny dahalo sy ireo naratra nandritra ny fifandonana tamin’ny alarobia teo.
Ny praiminisitra Ravelonarivo Jean omaly. Nanamafy ity farany fa dia tsy misy indrafo ny ady amin’ny dahalo.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.