• Talata 01 Septambra 2015
Actualités.Malaikialina – Mampikony Sefom-pokontany lasa dahalo, norotahan’ny fokonolona ny zandary

Nitrangana halatra omby tany amin’ny fokontany Befanihy, Kaominina Malaikialina, Distrikan’i Mampikony ny alin’ny alahady hifoha omaly alatsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2015
Actualités.Fianarantsoa - Fanafihana «grossiste» Voatifitra ny komandin’ny GIR, sivily iray maratra mafy

Nirefodrefotra ny basy tao Antarandolo Fianarantsoa sy ny manodidina halina. Mpamongady zava-pisotro iray ao Antarandolo no notafihin’andian-jiolahy mitam-basy omaly tamin’ny fiafaran’ny tolakandro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2015
Actualités.Madagasikara Firenena tsy afa-bela amin’ny pesta

Olona 8 hatreto no lavon’ny pesta tamin’ireo tranga 12 fantatra tao Tsiazompody hatramin’ny 27 aogositra teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2015
Actualités.Tapatapany Zaza Malagasy

Tratran’ny fahatarana ara-pitomboana ny 47%-n’ny zaza Malagasy latsaky ny 5 taona. Mitana ny laharana fahefatra manerantany noho io salan’isa io i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2015
Actualités.Ady tany eny Antsahatsiroa Tonga eny amin’ny Fitsarana ny raharaha

Hiakatra Fitsarana ady maika anio etsy Anosy ilay raharaha famefena “Parking” eny Antsahatsiroa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2015
Actualités.Ady amin’ny fahantrana lalim-paka Tratra aoriana i Madagasikara

Dingana vaovao hifamatoran’ireo firenena manerantany hampahafantarina ampahibemaso mandritra ny fihaonana an-tampon’ny Firenena mikambana amin’ny faran’ny volana septambra 2015 izao ireo «Tanjon’ny fampandrosoana maharitra».

Hamaky ny tohiny
FTT