• Alarobia 02 Septambra 2015
Actualités.AMPAMOAKA BOADEROZY Minisitra, depiote, sinoa no tena atidoha

Hatramin’izay dia nanjavozavo hatrany ny manodidina ity raharahan’andramena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2015
Actualités.Famefena kianja-Marais masay Tsy azo ekena, hoy i Guy Rivo Randrianarisoa

Tonga teny amin’ny Marais Masay omaly Atoa Guy Rivo Randrianarisoa, solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborintany faha-5, ka nahita maso ny fanotorana tany sy famefena ny kianja tokony hanaovan’ny tanora

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2015
Actualités.Révérand Andrianalijohn Ndriamanampy Nitsidika an’i Manandafy ihany koa

Taorian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia tonga teny amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha koa omaly ny Révérand Andrianalijohn Ndriamanampy nitsidika sy nitondra fankaherezana ary nivavaka ho an’ny filohan’ny MFM Manandafy Rakotoniriana izay iharan’ny tsy fahasalamana goavana ka nahavoatery nanapahana ny tongony ilany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2015
Actualités.Fidarohana an’i Jean Pierre Mody fanina ny mpitandro filaminana

Tena voadaroka i Jean Pierre, ilay mpianatra nosamborin’ny Emmo Reg teny Ankatso ny alatsinainy lasa teo ary nanaporofo izany ny fitsirihana nataon’ny dokotera taminy omaly fa tena voan’ny antsoina hoe « traumatisme multiple » izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2015
Actualités.Antananarivo Renivohitra 100 andro hanadiovana tsena

Niditra tamin’ny andro faharoa omaly ny hetsika fanadiovana tsena mandritra ny 100 andro ato anatin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2015
Actualités.Solombavambahoakan’i Madagasikara Firy marina no mba efa nahavita ny tatitra amin’ny vahoaka ?

Mangina tanteraka ny tanàna eny amin’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza, zara raha misy andiany solombavambahoaka mivezivezy

Hamaky ny tohiny
FTT