• Alatsinainy 07 Septambra 2015
Actualités.Lalana mandalo ny Kianja Makis Tsy misy fiantsonan’ny fiara fitaterana

Betsaka ny milaza ankehitriny fa tokony hasiana fanavaozana ny amin’ireny toerana fiantsonana na fiatohan’ny zotram-pitanterana eto Antananarivo sy nymanodidina ireny fa efa betsaka no nilaozan’ny toetrandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2015
Actualités.Kitra – Mahamasina Izay indray vao feno hipoka

Izay indray vao nahafeno hipoka an’i Mahamasina ny baolina kitra rehefa miatrika fifaninanana iraisam-pirenena ny ekipam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Fanjakana Malagasy Manahy ny tsy hahazo famatsiam-bola

Tena mahamay ny zava-misy eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Mifanipaka ny fomba fijerin’ireo samy tompom-pahefana ka tsy voafehin’ny mpitondra intsony ny fitantanana ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Jirama Ambohimanambola Tonga ireo gropy marobe nohafaran’ny Aggreko

Tonga eny Ambohimanambola ireo gropy marobe nohafaran’ny Aggreko hanatsarana ny famatsiana herinaratra eto amintsika. Nanaitra ny maro teny an-toerana ny fitanjozotran’ireo fiarabe maro mitondra kaontenera lehibe tsirairay avy mihazo ny lalana mankeny amin’ny Jirama Ambohimanambola ka nampisy fitohanan’ny fifamoivoizana tsy fahita firy amin’iny lalana iny ny alakamisy teo vao maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Sambava Iza ireo mpanafika mitam-basy ?

Resabe ao Sambava hatramin’izao ny amin’ireo asan-jiolahy mitam-basy nisesy tao an-tampon-tanàna sy ny manodidina, izay nahaverezana vola an-jatony tapitrisa Ariary sy lavanila an-jatony kilao tamin’ny faramparan’iny volana aogositra iny fotsiny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Antsenakely-Antsirabe Namidy hatramin’ny lalana ?

Notapahina ny lalana amina trano fivarotana hofain’ny olona hatramin’izay ao Antsenakely, izay tsenan’ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
FTT