Actualités

Lalana mandalo ny Kianja Makis Tsy misy fiantsonan’ny fiara fitaterana


  • Alatsinainy 07 Septambra 2015

Betsaka ny milaza ankehitriny fa tokony hasiana fanavaozana ny amin’ireny toerana fiantsonana na fiatohan’ny zotram-pitanterana eto Antananarivo sy nymanodidina ireny fa efa betsaka no nilaozan’ny toetrandro.

 Misy ohatra ireo fijanonan’ny zotram-pitaterana  mifanakaiky loatra amin’ny fihaonan-dalana ka mahatonga fitohanan’ny fifamoivoizana lavareny ireny. Misy ireo fiatoana mifanakaiky loatra nefa misy lalàna mamaritra azy ihany. Misy koa anefa ny mifanalavitra loatra toa ity avy etsy Andohatapenaka ity fa any amin’ny “Géant Score digue” na eo akaikin’ny toby fivarotana solika eny an-toerana fa misy ny fijanonana manaraka ka zary andalovana fotsiny tsy azon’ny fiara hiatoana kely ny eo amin’ny fidirana ny kianjan’ny Makis na dia be mponina mipetraka aza ao ambadiky ny kianja ao ary be ihany koa ny mpijery baolina lavalava rehefa androny eo. Tokony hojeren’ny federasion’ity taranja ity ny fangatahana izay “Arrêt” bus eny an-toerana eny fa tonga dia tapaky ny mpitandro ny filaminana, hoy ny fiteny ankehitrio izay minia manala olona eo.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT