• Talata 08 Septambra 2015
Actualités.Zanak’ikalahafa

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana sy ny asan-dahalo any atsimo sy atsimo andrefan’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2015
Actualités.Mpianatra any Chine Lasa “Clandestins” ny ankamaroany

Fahoriana ny an’ireo tanora Malagasy nalefan’ny Fanjakana Malagasy nandranto fianarana any Chine. Raha tsy mbola voavaha hatramin’izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2015
Actualités.OMDHL sy FIMPA Ambohidratrimo Manameloka ny fihetsika feno herisetran’ny zandary

Manameloka ny fihetsika feno herisetra nasehon’ny zandary tamin’ny mpianatra Randrianamboarina Jean Pierre ny OMDHL (Observatoire Malgache de Droits de L’Homme ) sy ny FIMPA na ny Farahamonim-pirenena Miaro ny zon’ny Mpanjifa sampana Mahitsy Ambohidratrimo tarihan’ny filohany avy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2015
Actualités.TAPATAPANY Marais Masay

Lehilahy iray, 38 taona, hita maty teny Masay omaly. Mpaka vilona no nahita azy feno fotaka. Mipetraka eny manodidina ihany izy. Mbola hitan’ny olona nanasa lamba teo izy ny maraina, mbola niahy teo rahateo ny lamba nosasany, niaraka tamin’ny entana ao anaty harona “sachet” anankiroa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2015
Actualités.Koweit Tovovavy Malagasy natao vono biby

Loza, loza mahatsiravina ! Tovovavy teratany malagasy iray no novonoina tamin’ny fomba feno habibiana, nokapakapaina notapahin-doha tany Koweit, firenena nilany ravinahitra sy mba neritretiny hanova ny fiainany. Zanaka lahin’ny mpampiasa azy ihany no voalaza fa tompon’antoka tamin’ny famonoana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2015
Actualités.Fianarana eny Ankatso Malalaka ny zon’ny tsirairay

Manana ny zony feno ny mpampiantra ety amin’ny oniversite na hampianatra izy na mbola hanohy ny fitakiany.

Hamaky ny tohiny
FTT