• Alakamisy 10 Septambra 2015
Actualités.Fanokafana ny orinasa Tiko Mialona ve Rivo Rakotovao e ?

Tsy azo iadian-kevitra fa raha vao misokatra eo ny orinasa Tiko dia ho betsaka ny ho faly sy hanana asa ka vao mainka ho mamy hoditra i Dada Ravalomanana. Izay ve no tena mampalailay fonosana an’Atoa Rakotovao Rivo ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Actualités.Fitoriana tamin’ny fifidianana Hivoaka amin’ny 17 septambra ny didim-pitsarana rehetra

Samy manana ny fandraisany ny fizotran’ny fitsarana ireo fitoriana rehetra azo mahakasika ny fifidianana kaominaly natao tamin’ny 31 jolay tanterahina etsy amin’ny Lapan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana avokoa ny haino aman-jery.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Actualités.Fidinan’i Nanisana Tapaka familiana ilay zotra 183, nieren-doza ny mpandeha

Neren-doza ! Tapaka familiana tamin’iny lalana miolakolaka midina mihazo an’i Nanisana iny ny taksibe iray amin’ny zotra 183 omaly maraina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Actualités.Farimbon-tsendikaly Jirama Tsy handefitra manana ny rariny

Tsy hihemotra amin’ireo antsojay sy herisetra ataon’ny mpitantana ny orinasa Jirama ny farimbon-tsendikaly mitarika ny hetsiky ny mpiasa Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Actualités.Kaominaly tao Mahajanga Ny zoma izao ny fotoam-pitsarana

Roa andro ny faharetan’ny fitsarana ireo raharaham-pifidianana rehetra ao amin’ny faritany Mahajanga, ka rahampitso zoma no fotoana voatondro hanombohana azy io

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2015
Actualités.Iavoloha

Nifandimby teny Iavoloha nanolotra tamin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny taratasy fanendrena azy ho ambasadaoron’ny fireneny avy eto Madagasikara, omaly, ny solontenan’i Papa Ray Masina Mgr Paolo Gualtieri, Goburdhun Datakarran (Maorisy), Véronique Vouland (Frantsa).

Hamaky ny tohiny
FTT