Actualités

Fidinan’i Nanisana Tapaka familiana ilay zotra 183, nieren-doza ny mpandeha


  • Alakamisy 10 Septambra 2015

Neren-doza ! Tapaka familiana tamin’iny lalana miolakolaka midina mihazo an’i Nanisana iny ny taksibe iray amin’ny zotra 183 omaly maraina,

 

 tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany. Mpandeha telopolo teo no nentiny tamin’io. Voafehin’ny mpamily ara-potoana ilay fiara ka tsy lasa tany an-kady fa tafajanona haingana namonjena ireo mpandeha.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT