• Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Kapiteny Andriantiana Falihery Dia ho matimaty foana ve ?

Miteraka fikorontanan-tsaina eo anivon’ny fiarahamonina misy ankehitriny ity fandripahana mpitandro filaminana eto Madagasikara ity. Miandrandra fandraisana andraikitra marina ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Lalam-pirenena faha-44 Fiara 5 lasibatry ny tora-bato omaly

Miverina indray ny mpitora-bato amin’ny lalam-pirenena faha-44 iny. Fiara mpitatitra miisa dimy avy any ampita andrefana, Amparafaravola sy Tanambe, no indray lasibatra omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Malaso Avy amin’ny kapa “kiranyl” no fiaviany

Fantatra avy amin’ny fanazavana nomena mpanao politika iray tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana fa ny fiavian’ny teny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Ambatondrazaka Miverina ny delestazy

Miverina indray ny fahatapatapahan’ny herinaratra any Ambatondrazaka. Tapaka adiny roa isan’andro ny jiro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Delegasionina FMI

Nihaona tamin’ny praiminisitra teny Mahazoarivo omaly ireo delegasionin’ny tahirim-bola iraisam-pirenena mivahiny eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Ambatolampy Kamiao iray tratra nitondra lalam-by halatra

Saron’ny mpitandro ny filaminana avy ao amin’ny kaomisarian’ny polisy ao Ambatolampy ny alin’ny Alahady lasa teo ny kamiao iray lehibe nitondra vy halatra avy amin’ny lalam-bin’ny orinasa Madarail any Andasibe

Hamaky ny tohiny
FTT