Actualités

Malaso Avy amin’ny kapa “kiranyl” no fiaviany


  • Alarobia 16 Septambra 2015

Fantatra avy amin’ny fanazavana nomena mpanao politika iray tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana fa ny fiavian’ny teny hoe :

 

 « malaso » nanodidina ny taona 70 tany ho any dia avy amin’ny kapa fingotra kiranyl nanaovan’ireo mpangalatra omby. Rehefa hangalatra izy ireo dia nokikisany ho malama be ny fanambanin’ilay « kiranyl » misy kinifinifiny iny, ho an’izay mahatadidy, amin’izay tsy hisy famantarana na « trace » mijanona eo amin’izay diavin’ilay kiranyl mba tsy hahamora ny fanarahan-dia azy ireo. Kapa malama izany no tena niavian’ity anarana hoe « malaso » izay raiben’ny dahalo ankehitriny ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT