Miverina indray ny fahatapatapahan’ny herinaratra any Ambatondrazaka. Tapaka adiny roa isan’andro ny jiro
. Araka ny fanazavan-dry zareo ao amin’ny Jirama ao an-toerana dia misy gropy mpihary herinaratra anankiroa simba ka izay no mitarika izao delestazy izao. Mitaraina ny mpanjifa fa efa ho lava ity resaka ity, izay tsy vitan’ny manembantsebana ny fihariana fa mampirongatra ny asan-jiolahy ihany koa.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.