• Zoma 18 Septambra 2015
Actualités.CPM Antsakaviro

Handroso lahadinika momba ny demokrasia sy ny fandriampahalemana etsy amin’ny Centre de Presse Antsakaviro anio ny fikambanana Liberty 32. Mandritra an’io koa no hampahafantarana ireo mendrika tamin’ny fifaninanana "Soraty ny Demokrasia 2015''

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Actualités.Varotra menaka rongony teny Namontana Olona efatra no sarona, vehivavy ny iray

Nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo ny polisy avy ao amin’ny SAG etsy Anosy fa misy olona mivarotra menaka rongony eny Namontana. Nanao ny vela-pandrika ny polisy ny talata 15 septambra teo ka nifanao fotoana teny amin’ny Rond Point Be Namontana tamin’ireo mpivarotra menaka rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Actualités.Soarano Raikitra ny fandravana trano

Alahelo, fitaintainana, hasorenana omaly no nisoritra tamin’ny endrik’ireo olona nanofa ny trano lehibe iray etsy Soarano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Nanolotra fanampiana ho an’ny mpiasa

Notoloran’ny PDS-n’Antananarivo Ramiaramanana Joseph fanampiana omaly ny mpiasan’ny kaominina rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Actualités.“Economie de développement” Lalam-piofanana vaovao ao amin’ny Oniversite Aceem

Nanokatra lalam-piofanana vaovao indray mba hahazoan’ny tanora malagasy afaka mifaninana tsara amin’ny any ivelany mba tsy ho mena-mitaha amin’ny hafa sy hanamora amin’ny fitadiavana asa hiteraka fampandrosoana ho an’ny firenena ny oniversite Accem tantanan’ny filoha mpanorina Ratrema William.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Actualités.PDS-n’Antananarivo Renivohitra Nanana olana tamin’ny fifampiraharahana tamin’ny vahoaka

Anio zoma 18 septambra no ho fantatra amim-pomba ofisialy ireo Ben’ny tanàna voafidy rehetra manerana ny Nosy, anisan’izany ny Ben’ny tanànan’Antananarivo. Mamaramparana ny asa amin’ny maha PDS azy, araka izany,

Hamaky ny tohiny
FTT