Actualités

Kaominina Antananarivo Renivohitra Nanolotra fanampiana ho an’ny mpiasa


  • Zoma 18 Septambra 2015

Notoloran’ny PDS-n’Antananarivo Ramiaramanana Joseph fanampiana omaly ny mpiasan’ny kaominina rehetra.

 

 Voakasik’izany ireo  mpamafa lalana izay nahazo fanamiana vaovao ankoatra ny  mpiasa eny Anosipatrana izay nahazo combinaison ihany koa. Miisa 350 ny combinaison natolotra tamin’izany raha 600 kosa ny aron’akanjo miloko maitso ho an’ireo mpamafa lalana. Ny hahafahana mampirisika ny mpiasa hilofo hatrany amin’ny asany no tanjona, hoy ny PDS izay narahiny fanolorana solosaina miisa folo ho an’ireo sampandraharaha maro isan-tsokajiny ihany koa.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT